|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kotro-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe kotroka

Teny iditra (2/3)3  kotro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [1.1]
6 kitro [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
7 tandroka [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  8 a hoof [1.2#208]
Fanazavàna teny frantsay  9 durillons, cals, callosités [1.196]
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11 kitro
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)14  kotro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 On donne ce nom :
17 Arbre indéterminé dont les graines fournissent de l'huile (Dictionnaire de Richardson).
18 Ximenia perrieri Cavaco et Keraudren (Oleaceae).
19 Fruits comestibles. Suc exprimé des feuilles fraîches en instillations dans la conjonctivite.
20 Décoction en bains d'yeux (d'après Debray) [Mahafaly]
21 C'est peut être une seule et même espèce. [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kotro, 24 troko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17