Entrée (1/2) | 1 kotroka |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Météorologie |
Explications en malgache | 4 Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko 5 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako 6 Laza 7 Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1] |
Explications en anglais | 8 thunder; the sound of falling water [1.7] |
Explications en français | 9 tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8] |
Exemples |
10 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471] 11 Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot kotroka |
Entrée (2/2) | 20 kotroka |
Partie du discours | 21 nom |
Vocabulaire |
22 Biologie |
Explications en malgache | 23 voditongotra [Tanosy] [1.78] |
Anagrammes | 24 kokotra, kotroka |
Mis à jour le 2023/08/05 |