|
|
|
|

Teny iditra1  mikotroka
Fototeny  2 kotroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
5 Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
6 Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Feo
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mikokotra, mikotroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17