Entrée kianja
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] tokotany malalaka [Rakotosaona 1972]
 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [Rajemisa 1985]
 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP 1986]
Définition anglaise a public square [Hallanger 1973]
Définition française place publique [Hallanger 1974]
Définition française lieu de rencontre [SLP 1986]
Dérivations 
Analogues  banja ~ sehatra
Exemples 
1Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [Andriamalala: Ranomasina, page 54]
2Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [Andraina: Mitaraina, page 66]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot kianja (6)
Kianja
  Kianjanakanga
  Kianjanomby
  Kianjavato
  Lavakianja
  Tsarakianja
 
Illustrations 

Entrée Kianja (kianja)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie kianja

2013/03/30