|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  banja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 lieu de rencontre [1.13]
Mpanahaka  5  kianja, 6  sehatra
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how banja

Teny iditra (2/2) 8  banja
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 [Tankarana] plaine. [1.19]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12 banjana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04