Entrée (1/2) | 1 kamboty (boty) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Rapports: famille |
Explications en malgache |
4 Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo [1.1] 5 Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1] |
Explications en anglais |
6 An orphan [1.7] |
Explications en français |
7 Orphelin [1.8] |
Exemples |
8 Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa [2.131] 9 Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470] |
Dérivés |
|
Synonymes | 14 asorotanitsisatry |
Analogues | 15 Somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot kamboty |
Entrée (2/2) | 20 kamboty |
Partie du discours | 21 nom |
Vocabulaire |
22 Botanique |
Explications en français |
23 (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196] |
Mis à jour le 2023/05/21 |