|
|
|
|

Teny iditra1  folaka andry niankinana
Singan-teny  2 folaka, 3 andry, 4 iankinana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1]
Tovy hevitra  7 toro vato nandiavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11