|
|
|
|

Teny iditra1  asorotanitsisatry
Singan-teny  2 asorotany, 3 tsy, 4 satry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [asorotany tsy satry] 6 Anarana iantsoana koa ny kamboty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 an orphan [Provincial] [1.2]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  9 asorotany tsy satry

Fivaditsoratra  asorotanitsisatry, 10 asorotany tsy satry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02