Entrée | 1 jihitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] |
Explications en anglais |
4 dead; numb from cold [1.7] |
Explications en français |
5 mort; engourdi par le froid [1.8] |
Tous les mots composés | 6 jihitry ny hehy |
Analogues | 7 dangy, jingy, fohatra |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |