Entrée (1/2) | 1 jejo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. |
Explications en anglais |
4 [1.7] wanton, licentious |
Explications en français |
5 [1.3#294, 1.8] lascif 6 [1.3#294] qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures |
Exemples |
7 [2.314#131] entin'ny olona jejo mihaingo.
8 [1.299#] Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 16 jejojejo |
Analogues | 17 jifa, pilaka, jefy, jefitra, jila, tefitra, langa, maola, malanga |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot jejo |
Entrée (2/2) | 19 jejo |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 [1.78] tanin'afo, tifonoana [Sihanaka]
|
Synonymes | 22 jiajia |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |