|
|
|
|

Teny iditra1  pilaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 frisky, wanton. [1.2]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7 pilapilaka
Mpanahaka  8  jefy, 9  jejo, 10  jila
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 kapila, 13 kipala, pilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02