|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila.
4 Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila. [1.1]
Tovy hevitra  5 jilajila
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)7  jila
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 njola. [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  10 jaly, 11 jila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09