Teny iditra |
honahona
(hona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A swamp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Marécage [1.8, 1.13]
|
| Fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona.
[2.588]
|
2 | Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro.
[1.381]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Mpanahaka |
heniheny ~
horaka ~
zetra |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
honahona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae)
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Paropsia madagascariensis |
|