Teny iditra |
heniheny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A swamp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Marécage [1.8, 1.13]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Heniheny iray manontolo ny lohasaha.
[2.270]
|
2 | Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io.
[2.472]
|
3 | Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo.
[1.353]
|
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
honahona ~
horaka ~
zetra |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
heniheny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae.
On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. [1.196]
|
Voambolana |
|