|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  zetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a swamp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 marécage [1.8, 1.13]
5 roseaux, marais formés de papyrus [4.11]
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  7  heniheny, 8  honahona, 9  horaka
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/3)11  zetra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara;
14 fizorana tsy misy misakantsakana (jereo zotra). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 Action d'aller, de glisser d'une manière uniforme, facilement, sans encombre,
16 de chanter en accord, sans faute. Voyez zotra. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)24  Zetra
Sokajin-teny  25  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  26 Ravalitera Nalisoa Jean
Mpanonta printy  27  Faribolana Sandratra. 2005.

Fivaditsoratra  Zetra, zetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21