Entrée | 1 heloka bevava |
Mots élémentaires | 2 heloka, 3 be, 4 vava |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona [1.1] |
Explications en anglais |
7 a serious crime [1.7] |
Explications en français |
8 délit grave [1.8] 9 crime [1.13] |
Exemples |
10 Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany;
[2.114#70]
11 Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508#539] 12 Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |