|
|
|
|

Teny iditra1 haninkotrana
Singan-teny  2hanina, 3kotrana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hanina kotrana] 6inferior food other than rice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [hanina kotrana] 7nourriture grossière, autre que le riz. [1.8]
Ohatra  8 Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#]
9 Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#]
Tovy hevitra  10hanimainty
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02