|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hanimainty |
| Singan-teny | 2 hanina, 3 mainty |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana.
[1.436#]
|
| Tovy hevitra | 7 haninkotrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|