| Entrée | 1 hanimainty | 
| Mots élémentaires | 2 hanina, 3 mainty | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1] | 
| Exemples | 6   Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana.
[1.436#] | 
| Synonymes | 7 haninkotrana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |