| Entrée | 1 hamavoina | 
| Radical | 2 mavo | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be despised [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on méprise [1.8] | 
| Exemples | 7   ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako.
[2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 12 mavoina | 
| Analogues | 13 ataotsinontsinona, 14 esoina, 15 fanatsizarizariana, 16 fotsifotsina, 17 tebahina, 18 tsiratsiraina, 19 vasohina, 20 zimbazimbaina | 
| Anagrammes | 21 hamaivano, 22 hamavoina | 
| Mis à jour le 2025/10/31 |   |