|
|
|
|

Teny iditra1  goavambe
Singan-teny  2 goavana, 3 be
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 huge, immense and good looking. See goay [1.2]
6 huge, enormous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 énorme [1.8]
Ohatra  8  Teo ankavia sy ankavanako, nisy Mainty hoditra roa lahy goavambe. [2.471#57]
9  biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#7]
Tovy hevitra  10 goay, goaibe, goavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12