|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 goavana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lehibe makadiry sady lava, ngezabe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 huge, immense and good looking. See goay.
[1.2] 5 huge, enormous [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 immense.
[Tankarana]
[1.19] 7 énorme [1.3, 1.8] 8 grand, corpulent [1.3] |
| Ohatra |
9 Tolona goavana anefa izany.
[2.472]
10 goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528] 11 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4] 12 Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 goay, goaibe, goavambe |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | goavana, 16 voagana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|