Entrée gasy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
Explications en anglais See Malagasy [1.2]
 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
Explications en français Malgache [1.3]
 Malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
Exemples 
1Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472]
2Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356]
3Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643]
4Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117]
5Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes Gasy Net

Entrée gasy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Solitany [1.78]
Explications en français  [Taisaka] Pétrole [1.82]
  [Tankarana] Pétrole. (menak' afo). [1.19]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/20