|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gasigasy |
| Fototeny | 2 gasy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manana fombafomba gasy, toetoetra gasy
[1.1] 5 manana fombafomba aman-toetoetra gasy: 6 Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [1.62#472] |
| Ohatra |
7 Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany
[1.1]
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | gasigasy, 9 gisagisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|