Entrée fahagasy (gasy)
Partie du discours nom
Allégation Mot ou locution vu dans: andrianjafitrimoedouard ~ governora
Exemples Raha sendra ho any Mahamanina, tanàna nisy goverinora fahagasy, lalana indray andro avy eo Farafangana, dia eo Mahazony eo no mamaky ny ala, ka ho tonga ao amin' ity tanàna kely, atao hoe Ankitsika. [2.357]
Morphologie 
Simple : fahagasy, fahagasiko, fahagasinao, fahagasiny, fahagasintsika, fahagasinay, fahagasinareo, fahagasin', fahagasin-, fahagasim-
Préfixée : -pahagasy, -pahagasiko, -pahagasinao, -pahagasiny, -pahagasintsika, -pahagasinay, -pahagasinareo, -pahagasin', -pahagasin-, -pahagasim-

Mis à jour le 2023/01/20