Entrée governora
Partie du discours nom
Définition malgache Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [ goverinora ] a governor of a town or province [Richardson 1885]
 [ goverinora ] a governor [Hallanger 1973]
Traduction française gouverneur [Abinal 1888]
 [ goverinora ] gouverneur [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: gouverneur.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31