|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 faribolana |
| Singan-teny | 2 faritra, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A circle, a circumference, a circuit
[1.2] 7 a circle [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cercle
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
[2.356#]
|
| Voambolana | 10 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 faribolana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a children's game of making circles.
[1.2] |
| Ohatra |
15 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
[2.5#]
|
| Voambolana | 16 Kilalao |
| Teny iditra (3/3) | 17 fari-bolana |
| Sokajin-teny | 18 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 enti-milaza sary vorivory
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fari-bolana, faribolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|