Entrée (1/2) | 1 fantsika |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 15 10 mots contenant fantsika |
Explications en malgache |
16 [1.1] Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria |
Explications en anglais |
17 [1.2] a nail, a spike. See fantoka, homba 18 [1.7] a nail |
Explications en français |
19 [1.3, 1.8] clou 20 [1.3] état de ce qui est cloué 21 [1.8] pointe |
Exemples |
22 [2.442#] Nividy fantsika sy antsy ny rainy.
23 [2.606#] Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. 24 [2.472#] Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. |
Entrée (2/2) | 25 fantsika |
Partie du discours | 26 nom ou adjectif |
Explications en anglais |
27 [1.2] having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. |
Explications en français |
28 [1.3] état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire |
Mis à jour le 2025/09/02 |
![]() |