Entrée | 1 afantsika (fantsika) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache | 3 Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io 4 Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1] |
Explications en anglais | 5 used of that which is employed as a nail. [1.2] |
Exemples |
6 tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Mis à jour le 2023/01/19 |