|
|
|
|

Teny iditra1  voafantsika
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 nailed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on a cloué [1.3#150]
Ohatra  6  Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo? [2.996]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Tovy hevitra  8 finantsika

Fivaditsoratra  voafantsika, 9 voantsifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12