|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' ny toerana manodidina. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)28  ely
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 imprécation, malédiction. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)31  Ely
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  33 Eli [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34 Éli [2.996]
Ohatra  35  Zanak' i Abiatara mpisoronabe avy tamin'ny taranak' i ely. [1.38]
Voambolana  36  Soratra Masina
Tovy hevitra  37 heli, helì, heli
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  38 Toko sy andininy momba Ely
Lahatsoratra  39 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ely

Fivaditsoratra  Ely, ely, 40 lie

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21