|
|
|
|

Teny iditra1  miely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
5 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be scattered, to be diffused [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se répandre, se propager [1.8]
Ohatra  8  Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  manaovaryraraka, 14  mielypatrana, 15  mihahaka, 16  mihanaka, 17  mipariaka, 18  miparitaka, 19  miraraka
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  miely, 21 miley

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17