|
|
|
|

Teny iditra1  elezina
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka
5 Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12