|
|
|
|

Teny iditra1  efatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 four [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 quatre [1.3, 1.8]
Isam-pirenena  6 4
7 IV [3.1]
Ohatra  8  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
9  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
10  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  34  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 34 amin' io teny io
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny isa
38  Fifanampiana
39  Fampitomboana
Lahatsoratra  40 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  41 afetra, efatra, 42 Efrata, 43 fatrea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09