Entrée inefatra (efatra)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise four times [Richardson 1885]
Définition française quatre fois [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
inefatra
inefatry
Exemples 
1ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [Randriamamonjy: Tantara, page 121]
Citations 

2019/08/17