|
|
|
|

Teny iditra1  maninefatra
Fototeny  2 inefatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamerina inefatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire pour la quatrième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  manimbalo, 10  manimpito, 11  manimpolo, 12  manindimy, 13  manindroa, 14  maninenina, 15  manintelo, 16  manintsivy

Fivaditsoratra  maninefatra, 17 mifanantera

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31