|
|
|
|

Teny iditra1  manimpito
Fototeny  2 impito
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamarina impito [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to do seven times. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire pour la septième fois [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  manimbalo, 11  manimpolo, 12  manindimy, 13  manindroa, 14  maninefatra, 15  maninenina, 16  manintelo, 17  manintsivy

Fivaditsoratra  18 mampitony, manimpito, 19 mpitomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31