| Entrée | 1 avo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
| Explications en anglais |
4 high [1.2, 1.7] 5 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
| Explications en français |
6 haut, élevé [1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14 22 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 15 abo, ambo |
| Antonymes | 16 iva |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 avo, 19 ova, 20 vao, 21 voa~ |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|