Entrée ati-trano
Mots élémentaires aty ; trano
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10]
Explications en anglais [ atitrano ] The inside of a house [1.7]
Explications en français [ atitrano ] L'intérieur d'une maison [1.8]
Exemples 
1Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332]
2Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470]

Mis à jour le 2023/05/23