|
|
|
|

Entrée (1/3)1  ankavia
Radical  2  any, havia
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en français  4  [1.5] à gauche
Exemples  5  [2.4] Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay.
6  [2.471] Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
7  [2.996] Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy
8  [2.529] Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina
Vocabulaire  9  Espace
Morphologie 
10  Simple :
Antonymes  11  Ankavanana
Mots composés 

Entrée (2/3)16  ankavia
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [Sakalava]
Vocabulaire  19  Botanique

Entrée (3/3)20  Ankavia
Partie du discours  21  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  22  [1.11] petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l'Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita
Vocabulaire  23  Géographie: rivières, lacs
Illustrations 
24 

Anagrammes  25  akavina, anakavy, ankavia, Ankavia, avanika, iakavan, ivakana, kavanay, navaika, niakava, niavaka

Mis à jour le 2025/03/22