|
|
|
|

Teny iditra 1  animbato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 rivotra avy atsimo andrefana [1.1]
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  5  añindambo, 6  añintafara, 7  alapoie, 8  ambarao, 9  ampalo, 10  ampela, 11  fandohotse, 12  radraty, 13  rambondanitra, 14  raorao, 15  rea, 16  sikilaonina, 17  sobe, 18  tadio, 19  tafio-drivotra, 20  tafiotra, 21  tsitoly, 22  varatraza, 23  variona

Fivaditsoratra  24 ambatony, animbato, 25 atambino, 26 atombina, 27 mañaboty, 28 tambinoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19