|
|
|
|

Teny iditra1  ambaravarankely
Singan-teny  2 any, 3 varavarana, 4 kely
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  6  hisy feo mihira ho re eny ambaravarankely [2.996#43.2.14]
7  Saingy tsy nandre ny hafatro intsony Zaka nitsangana, dia niamboho anay teo an-damosin' i Noro nijoro teo ambaravarankely [2.5#44]
Haiendriteny 
8  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11