|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varavarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
4 rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 a door or window opening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porte [1.8, 1.13]
7 fenêtre [1.8]
Ohatra  8  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
9  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
10  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Voambolana  13  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 39 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)17  varavarana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Anaran-kazandrano [Betsimisaraka] [1.1]
Ohatra  20  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
21  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
22  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Haiendriteny 
23  Tsotra :
24  Tovonana :
Voambolana  25  Haibiby: trondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09