Entrée afobe
Mots élémentaires afo ; be
Partie du discours nom
Explications en anglais A children's game, but not with fire. [1.2]
Vocabulaire 

Entrée afobe
Mots élémentaires afo ; be
Partie du discours nom
Explications en malgache (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
Toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1]
Explications en français Enfer [1.3]
Exemples 
1Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470]
2Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472]
3Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : afobe, afoben'

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/08