Entrée zera
Partie du discours nom
Définition malgache Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée Zera
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Traduction anglaise Zera [Baiboly]
 Zerah [Baiboly]
Traduction française Zérah [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Zara
Exemples 
1Zokin' i Zera Fareza, ka atao voalohany ny anarany ao amin' ny tetiarampirazanana; [Randzavola: Baiboly, page 281]
2Ny mpanjaka nandimby azy dia Osrhon I (« Zera » ao amin' ny Baiboly). [Randzavola: Baiboly, page 34]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31