|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjera |
| Fototeny | 2 zera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý
5 Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to throw down ; to beat
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 jeter à terre; battre
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 manjerà |
| Fototeny | 13 zera |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjera [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | manjerà, manjera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|