Entrée (1/2) | 1 zara |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo 4 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? 5 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1] |
Explications en anglais |
6 a lot, a share 7 a division [1.7] |
Explications en français |
8 part, lot; partage [1.8] 9 division, quotient [1.13] |
Exemples |
10 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69] 11 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472] |
Vocabulaire |
12 Mathématiques: arithmétique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres | 43 Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland) |
Entrée (2/2) | 44 Zara |
Partie du discours | 45 nom propre (biblique) |
Explications en anglais |
46 Zerah [2.996] |
Explications en français |
47 Zérah [2.996] |
Exemples |
48 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996] |
Vocabulaire |
49 Ecritures Saintes |
Synonymes | 50 zera, zera |
unkLabel:Xbcvs: | 51 Chapitres et versets citant Zara |
Tableaux et planches |
52 Liste complète |
Article |
53 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
Anagrammes | 54 raza, zara |
Mis à jour le 2023/06/15 |