|
|
|
|

Teny iditra1  zaraina
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena
5 Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo
6 Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto
7 Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be distributed, to be divided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on partage, qu'on divise [1.8]
10 dividende [1.13]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Voambolana  15  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 azarina, 19 izarana, 20 zairana, zaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09