Entrée zerana (zera)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako
¶ Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra
¶ Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [Rajemisa 1985]
Morphologie 
zerana
zerako
zeranao
zerany
zerantsika
zeranay
zeranareo
zeran'
zeran-
zeram-
zera-
nozerana
nozerako
nozeranao
nozerany
nozerantsika
nozeranay
nozeranareo
nozeran'
nozeran-
nozeram-
nozera-
hozerana
hozerako
hozeranao
hozerany
hozerantsika
hozeranay
hozeranareo
hozeran'
hozeran-
hozeram-
hozera-
zerao

Mis à jour le 2010/05/14