Entrée (1/2) | 1 tompo |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy 9 Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity 10 Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika 11 Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] |
Explications en anglais |
12 master, owner; sir [1.7] |
Explications en français |
13 maître, propriétaire [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Patronymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 29 Proverbes contenant le mot tompo |
Article |
30 Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 31 Tompo |
Partie du discours | 32 nom propre (biblique) |
Vocabulaire |
33 Ecritures Saintes |
Explications en anglais |
34 Lord [2.996] |
Explications en français |
35 Seigneur [2.996] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
37 Liste complète |
Article |
38 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo |
Mis à jour le 2023/05/31 |